1. Ianao no hazavana, Jesoa Kristy zokinay
Ianao no arahinay amin’ny fiainanay
Fiv : Hoy ny antsonay sy baikonay vahoaka notiavinao
Hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao
2. Ianao no fahendrena…
3. Ianao no Famonjena…
4. Ianao no Mpankahery…
5. Ianao Mpitari-dalana…
6. Ianao Mpanolo-tsaina…