(Aleloia) aleloia e! Arahaba, ry Renin'Andriamanitra e ia, Aleloia!
1- Aza matahotra, hoy ny anjely (e ia, Aleloia)
indro ny Tompo nitsinjo anao (e ia, Aleloia).
2- Zanaky ny Avo no haterakao
indro ny Tompo nifidy anao.
3- I Jesoa no anaran'ny Zanakao
indro ny Tompo fa homba anao
4- Masina indrindra ny Zanakao
Izy hanjaka amy firenena.
(Lio. 1, 28-35)