Tompo ô, omeo pretra
1 - Tompo ô, omeo pretra maro izahay
Tompo ô, vidin'ny Ranao anie izahay.
Fiv : Tompo ô, ekeo 'zao vavakay izao
Omeo pretra masina hampanjaka Anao.
2 - Tompo ô, ny tanora arovy mba hadio
Tompo ô, omeo faniriana ho pretranao.
3- Tompo ô, ny ray aman-dreny mba ampio
Tompo ô, hahafoy ny zaza ho pretranao.
4 - Tompo ô, ny fanahy maro mba henoy
Tompo ô, manantena Anao fa ondrinao.
Nampiditra pissoa
Sokajy Antson'Andriamanitra
Fihirana Dera p.
99
Fihirana Hasina p.
121
Vavaka sy Hira p.
519