Ry Tompo ô, 'reo mpanomponao 'Zay mitalaho sy matoky Anao Mba tsinjovy, mba iantrao Fa Ianao no hany mpamonjy
Ny fianana etoana tsy mahatoky Fa be soloky mandalo foana Ny dianay hiafara aminao Ampio izahay, ry Tompo, hitody aminao. Amen