Jesoa mpamindra fo
Jesoa mpamindra fo
Tsinjovy ny foko
Malahelo, mahatsiaro
Ny fahotako be fahiny ;
Aleoko ny afaka aina
Toy 'zay hody amin'ny ratsy.
Nampiditra pissoa
Sokajy Fifonana - Fo Masin'i Jesoa
Fihirana Dera p.
45
Fihirana Hasina p.
547
Vavaka sy Hira p.
511