Finaritra ny fo matoky anao

Nampiditra: tywa68
Sokajy: Komonio,


  • Vavaka sy Hira p. "756
  • Fihirana Hasina p. "184
  • Fihirana Dera p. "90
  • Fihirana Vaovao p. "379

 
Finaritra ny fo matoky anao,
Jesoa Tompo ô, be indrafo. (indroa)
 
Tsy kamboty izahay, fa manana anao,
Ka ny herinao no ampinganay. (indroa)
 
Raha ho tapitra aminay ‘ty fiainana ity,
Ento izahay ho eo anilanao. (indroa)  


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0069 s.] - Hanohana anay