Raha te ho sambatra ianao

Nampiditra: pissoa
Sokajy: Komonio,


  • Fihirana Dera p. "94
  • Fihirana Hasina p. "189
  • Vavaka sy Hira p. "739
  • Fihirana Vaovao p. "168

1 - Raha te-ho sambatra ianao,
Sambatra,
Raiso ao am-po i Jesoa.
 
Fiv :
Ny otanao alainy,
Omeny anao ny soa
Hanova anao tanteraka
Hanjakany ao am-po
Raha te ...
 
2 - Raha te-hiadana ianao
Hiadana
Raiso ao am-po i Jesoa.
 
3 - Raha te-hifankatia ianareo
Hifankatia
Raiso ao am-po i Jesoa.
 
 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0555 s.] - Hanohana anay