Izaho no Vavahadin’Ondry (Ton Jo 10:7-10)
« Izaho no vavahadin’ny Ondry e !
Amen , Amen , Amen , Amen ,… Eny e !
Eny e… ! Lazaiko marina aminareo,
Izaho no vavahadin’ny Ondry e !
Amen, Amen, Amen, Amen, … Eny e !
Eny e… ! Lazaiko marina aminareo
Izaho no vavahadin’ny Ondry »
(Ton Jo 10:7-10)
1 – N’iza n’iza ireo talohako rehetra (talohako rehetra)
dia jiolahy sy mpangalatra ,
fa ny ondry tsy mihaino azy ireo ,
fa ny ondry tsy mihaino azy ireo.
2 – Eny izaho no vavahadin’ondry e,
ka ahazo famonjena ,
izay miditra mandalo amiko eo !
izay miditra mandalo amiko eo !
3 – Dia ho afaka hivezivezy izy ( hivezivezy izy )
hiditra eo sy hivoaka
ka ahita izay sakafo mba hoanina,
ka ahita izay sakafo mba hoanina.
4 – Tsy mety hisy izay mpangalatra ho tonga
raha tsy hoe mba ahandroba
sy hamony ary handringana azy ireo,
sy hamono ary handringana azy ireo.
5 - ‘Zaho no tonga dia ny hananan’ireo Ondry (hananan’ireo Ondry)
‘zany tena hoe « Fiainana »
Sy mba hananany azy miavosa
Sy mba hananany azy miavosa
Amen , Amen , Amen , Amen ,… Eny e !
Eny e… ! Lazaiko marina aminareo,
Izaho no vavahadin’ny Ondry e !
Amen, Amen, Amen, Amen, … Eny e !
Eny e… ! Lazaiko marina aminareo
Izaho no vavahadin’ny Ondry »
(Ton Jo 10:7-10)
1 – N’iza n’iza ireo talohako rehetra (talohako rehetra)
dia jiolahy sy mpangalatra ,
fa ny ondry tsy mihaino azy ireo ,
fa ny ondry tsy mihaino azy ireo.
2 – Eny izaho no vavahadin’ondry e,
ka ahazo famonjena ,
izay miditra mandalo amiko eo !
izay miditra mandalo amiko eo !
3 – Dia ho afaka hivezivezy izy ( hivezivezy izy )
hiditra eo sy hivoaka
ka ahita izay sakafo mba hoanina,
ka ahita izay sakafo mba hoanina.
4 – Tsy mety hisy izay mpangalatra ho tonga
raha tsy hoe mba ahandroba
sy hamony ary handringana azy ireo,
sy hamono ary handringana azy ireo.
5 - ‘Zaho no tonga dia ny hananan’ireo Ondry (hananan’ireo Ondry)
‘zany tena hoe « Fiainana »
Sy mba hananany azy miavosa
Sy mba hananany azy miavosa

