Ato amiko ô ny Fanahin'ny Tompo

Ato amiko iaé! Eia! Eeia! Ny Fagnahin’ny Tompo ô (2x)
Nagnostro zaho history (vavaô) mahafaly amin-dreo malahelo
Sy hankahery an’ireo zay torotoro fo ô!

1-Nilaza fahafahagna ho amin’ireo voatady
Fahasitragnana ho an’ny jamba sy ireo migadra
Sambatra é (bis), Sambatra an! Izay mifefy amy Tompo

2-Mba hanafaka an’ireo zay nampahoriana
Hampitony ny alahelo sy tebiteby
Sambatra é (bis), Sambatra an! Izay mifefy amy Tompo.

3-Hagnamaivagna reo zay novesaram-pahoriana
Hagnadio ny fahotagnan’olo jiaby é
Sambatra é (bis), Sambatra an! Izay mifefy amy Tompo.

4-Mba hampibebaka an’ireo zay tsy mahalala
Ho vala tokagna atsika jiaby agny an-dagnitry agny
Sambatra é (bis), Sambatra an! Izay mifefy amy Tompo.
(ABBE JUSTIN Joseph)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084