Mamindrafo Tompo (Diso 'zahay Tompo ô)
1-Diso ‘zahay Tompo ô, Nandika ny didinao,
Tsy mba nifankatia izahay!
Nefa Ianao Tompo ô, be fitiavana anay,
Diso izahay megnatra é! é!
2-Ny adidinay Kristy ô, Tsy vitanay akory,
Lany andro mitsikera izahay!
Ny akamoagna Kristy ô, Mangeja ny fiainanay,
Diso izaahay megnatra é! é!
3-Ireo mahantra sy mijaly, Odianay tsy hita,
Fa babon’ny fitiavan-tena izahay!
‘Reo any am-ponja, ny marary, Tsy voavanginay,
Diso izahay megnatra é! é!
Tompo ô (Kristy ô) (2x)
Mamindrà fo aminay! Réf (2x)
(VAZON’NY LANITRA Ambilobe)