Zovy no afaka hilaza fa nahita an'Andriamanitra?
Fiv: Zovy no afaka hilaza fa nahita an'Andriamanitra?
Iza no efa nihaona tamy Tompo ka nibanjina ny tavany?
Raha mifankatia anefa isika mianakavy dia ho sambatra!
Fa monina eto anivontsika anie Andriamanitra Ray!
(1 Jo 4, 12)
1 Ray ô, tsy miafina aminao ireny adim-piainana
Atrehin'isan'andro!
Isaoranay lanao fa mifankatia izahay,wosA
Ka afa-mifanohana:
Miombom-pifaliana, miombom-pijaliana,
Matoky manana Anao izahay, ry Ray Ô,
Satria miara-monina aminay tokoa lanao.
2 Ray ô, tsy miafina aminao ireny tonombavaka
Asandratr isan'andro!
Isaoranay lanao fa mifankatia izahay
Ka afa-miara-mientana:
Manandra-pihobiana, mangata-pitahiana;
Matoky manana Anao izahay, ry Ray ô,
Satria miombon'ezaka aminay ny Zanakao.
3 Ray ô, tsy miafina aminao ireny fiezahana
larahan'isan'andro!
Isaoranay lanao fa mifankatia izahay
Hijoro hanao ny marina:
Miroso an-kasahiana fa feno fitokiana,
Matoky manana Anao izahay, ry Ray ô,
Satria momba anay hatrany ilay Fanahinao.