Ry Kristy tafatsangan-ko velona ô


1. Ry Kristy tafatsangan-ko velona
Noho ianao dia nandresy lolom-po, ny fampihavanana
Tompo ô ! ôôô, mamindrà fo aminay (in-2)

2. Ry Kristy tafatsangan-ko velona ô
No ho ianao dia nandresy fahotana, ny fitiavana
Kristy ô ! ôôô, mamindrà fo aminay (in-2)

3. Ry Kristy tafatsangan-ko velona ô
Noho ianao dia nandresy fahafatesana, ny fiainana
Tompo ô ! ôôô, mamindrà fo aminay (in-2)

(Ekipa Ankalazao ny Tompo)
Nampiditra madanotes
Sokajy Fifonana - Paka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089