Ry Kristy ô, Ianao no Fahazavana
Ry Kristy ô, Ianao no Fahazavana
(Tonalité Fa)
Réf : Ry Kristy ô, Ianao no Fahazavana
Dera, Voninahitra ho Anao! e
1. Mamiratra anivon'ny alina.
2. Manilo ny lalan-kombàrra.
3. Mandrehitra ny afom-pitiavana..
4. Mitondra haravoana ho anay.
5. Mandroaka, manala ny haizina.
6. Manafaka ny fahotanay.
7. Mamory ny mpino rehetra.
8. Manazava ny tany tontolo
Nampiditra madanotes