Ny valiha (Valia Malaza)
(tonalité en sol#)
Fiv : Ny valiha (Beso) , ny valiha
valiha (Beso) , ny valiha
Dia fitaovana iray
Voarafitra, tamy fomba tsotra
Mirafitra (Beso)
amin'ny volotsangana
Voahadidina jia maromaro
Mamoaka feo kanto,
mahatonga saina
Ampiasaina ny valiha
mba hitondra hafatra
Dia ny hafatry ny tompony
Ho an 'ireo mihaino azy (in-2)
1. Ny asan'ny Anjely no asan'ny Valia
Ny hafatry ny Tompo, no entin'izy ireny
Ry Masina Misely ô, arovinao 'zahay
Mba hahavita soa amantsara, 'zany anjaranay
Ka ho tody soa amantsara, ny hafatry ny Tompo
2. Asa mafy sady sarotra tsy hitadiavam-boninahitra
Ilaina hatrany hatrany ny vavaka sy hira
Ry Masindahy Misely ô, mivavaha ho anay
Mba hahaizanay hitondra tena amin'ny asanay
Dia handray avokoa ny olona rehetra.
3. Ny fahatsaram-po sy ny fanetre-tena
Sahy maneho am-panajana, ny hafatry ny Tompo
Ry Masindahy Misely ô, ampianaro ‘zahay
Mba hikatsaka isan' andro, ny voninahitrao
Dia ho voavonjy avokoa ny olona rehetra.
E.K.A.R Md Piera MALAZA Andoharanofotsy