JMJ Ambanja 2

1-      Lalam-pitiavna tena tsara indrindra no iantsoan’i Jesoa antsika

Koa ndeha isika hamaly ny antso, mba hifankatia sy hifamela

Hampanjaka ny fitiavana eo amin’ny fiainantsika

Satria izy no Ray be indrindra fou ou

 

Ref :

Fitiavana no lehibe indrindra a, mahaiza mihantra sy mpamindra fo

Malemy fanahy sady mahay mangoraka zany toetra takiana amintsika aa

Sambatra marigny ny mamindra fo ou fa hamindrana fo izy e

 

2-      Tsy foin’Andriamanitra Ray hisy ho very

Isika navotany tamy Ràn’i Zanany

Na dia malemy isika tsy ho irery fa sarobidy ka tantanany

Hafaliana lehibe tokoa any an-tranon-dray

Raha toa ka miova fo ny mpanonta iray

3-      Fotoana fiovana sy fiaretana izao

Koa ialao ny ratsy mibebaha dieny izao

Na mpanota aza tsy na manahoana

Manatona an’Andriamanitra mba ho voavela heloka

Satria izy no Ray be indra fo ou

 

Nampiditra Lolo89
Sokajy Samihafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0204