FANOLORAN-TENA

1. Atolotro androany ny tenako ry Jesoa

Fa sambatra raha miaraka Aminao ka inty ary aho

Apetrako amin’ny famindram-ponao

Ny fiainako ry Jesoa o

Mba ho sambatra amin’ny andro ‘zay iainako

Ke inty ary ahy

 

Ref : Inty aho ry Jesoa Zokiko

Tantanonao mba tsy ho very lalana

Fa hiaino hatrany ny antsonao ou

 

2. Akambako amy fijalianao ny fahoriako ry Jesoa o

Fa sarotra ny miaina ety an-tany ka ekeo ahy Jesoa ô

‘Zay mino sy mangataka Aminao ô dia tsy ho lavinao ry Jesoa ô

Ka mino ‘zahay fa ekenao ny vavaka

Ka Voninahitra anie ho Anao !

 

Nampiditra Lolo89
Sokajy Samihafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0558