IZAHO NO MOFO VELONA
1. Izaho no mofo velona
Izay nidina avy any an-danitra
Ho fiainan’izao tontolo izao
Izaho no mofon’aina
Izay nidina avy an-danitra
Izay manatona Ahy, tsy mba mety ho noana
Izay miino Ahy, tsy hangetaheta mandrakizay
Koa ‘nty aho, vonona handray anao
Ry Jesoa Tompoko, velona mandrakizay
Anao ato anatiko, izaho ao aminao
Ho Tempoly masinao, sambatra mandrakizay
2. Izaho no mofo velona
Izay nidina avy an-danitra
Tsy mba tahak’ilay mànatany an’efitra
Izaho no mofon’aina
Izay nidina avy any an-danitra
Izay mihinana ny nofoko sy misaotra ny ràko
No manana fianana mandrakizay
Izay nidina avy any an-danitra
Ho fiainan’izao tontolo izao
Izaho no mofon’aina
Izay nidina avy an-danitra
Izay manatona Ahy, tsy mba mety ho noana
Izay miino Ahy, tsy hangetaheta mandrakizay
Koa ‘nty aho, vonona handray anao
Ry Jesoa Tompoko, velona mandrakizay
Anao ato anatiko, izaho ao aminao
Ho Tempoly masinao, sambatra mandrakizay
2. Izaho no mofo velona
Izay nidina avy an-danitra
Tsy mba tahak’ilay mànatany an’efitra
Izaho no mofon’aina
Izay nidina avy any an-danitra
Izay mihinana ny nofoko sy misaotra ny ràko
No manana fianana mandrakizay