Velom-pisaorana

Velom-pisaorana

Velom-pisaorana ny asanao izahay ia Baba a

Mankasitraka, mankateligny e ia

Tamin’ireo fanomezana maro be nomenao anay e e

Mankasitraka, mankatelina

 

Tsy hay hagnadigna ny soa vitanao o o o

Nikolokolo sy nagnabe anay ee

Nampihavagna anay amin’i Jesoa Tompo anao ee

Mankasitraka, mankatelina

 

Misaotra e e Baba e, misaotra e ia

 

1-      Misaotra Zagnahary e e, Anao nagnano ny voaary

Nataonao ny ranomasina e e, sy ireo zavatra ao anatiny e

Anao nagnano raha jiaby e e, na ny hita  maso na tsy hita

Misaotra Zagnahary e e, misaotra e ia

Anao nifidy ny pretra tanatin’ny fianakavianay e

 

Ka misaotra e                            

Ka misaotra e

E ka misaotra e

Ka misaotra e

Misaotra  e a Baba ee

Misaotra ia

Misaotra e ia Baba e

Misaotra ie ia

2-      Misaotra Zagnahary e e ! Nagnamia Jesoa Zanakao ô

Niara-monina taminay izy e e ! Namonjy anay olombelona

Nagnasitrana ny marary izy e e ! Nampitsangana ny maty

Misaotra Zagnahary e e, misaotra e ia

Anao no nifidy ny olombelona anisan’ny fianakavianao

 

Ka misaotra e                            

Ka misaotra e

E ka misaotra e

Ka misaotra e

Misaotra  e a Baba ee

Misaotra ia

Misaotra e ia Baba e

Misaotra ie ia

 (Auteur: Père TOMBONOSY Robert)

Nampiditra Lolo89
Sokajy Fisaorana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0817