EFA MEGNATRA ZAHO MIVELOGNO ETO AN-TANY

EFA MEGNATRA ZAHO MIVELOGNO ETO AN-TANY

1-      Efa megnatra zaho mivologno eto an-tany

Efa maro loatra ny ota vitako

Soa f’ianao lay nirahina hanasitrana ny fo mivalo

Tompo ô ô, mba sitrano zahay

 

Ref : Tompo ô mba sitranonao zahay mifona mivalo aminao

Ry mpanasitrano ô, Tompo ô, mamindrà fo aminay

 

2-      Nirahina zaho hitia ny namako,

Nefa zaho tsy nitia afa tsy ny tenako

Soa f’ianao ilay tonga mba hiantso anay mpanota

Kristy ô avelao ny helokay

 

Ref : Kristy ô, mba avelao ny helokay

Mifona, mivalo aminao

Ry mpamela heloko ô

Kristy ô, mamindrà fo aminay

 

3-      Nomenao fanahy mpankahery zaho hanompoako Anao

Nefa zaho tsy manao afa tsy ny sitrakao

Soa f’ianao lay mpanalalana mipetraka eo ankavanan’i Ray

Tompo ô mba iantraonao zahay

 

Ref : Tompo ô, mba iantraonao zahay

Mifona, mivalo aminao

Ry mpanalala ô

Tompo ô, mamindrà fo aminay.

Nampiditra Lolo89
Sokajy Fifonana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0833