Tompo mpanasitrana

1.      Ianao ô ry Tompo ô no mpanasitrana

Ny fiainako ankiniko aminao

Ianao no mahalala izay moba anay

Tompo ô ô arovy izahay

 

Ref: N’inon’inona hidona

Sy izay mangeja any

Dia ankiniko aminao ny fiainako

Ianao nanavotra an’ny olombelona

Tamin’ny haizina aza dia navotanao

 

Tompo ô o mamela ny otako

Izay vitako ifonako ou

Ianao irery ihany

No iankinako ou

Koa mba omeo fo madio izahay

 

2.      Be ny hadisoanay zay vita taminao

Ka  ifonanay avelao ny helokay

Ianao be indra fo sy mpamela heloka

O mamela ny hadisoana

Nampiditra JOSEPH2
Sokajy Samihafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1352