Maria e mifalia! mifalia rô Maria e! Fa nangakoahan'e Zagnahary anao ô, Hanagn'Anaka e, Ka hanjary endrin'e Zanany e, Rongatra ambonin'e rongatra anao ô, Rongatra ambonin'e viavy aby e, Voatsodrano gne zaza naterakinao ô, (indroa)
O Maria e, endrin'e Zanak'e Zagnahary e, Ivavaho sarô iahay mpanota Laha tamin'ny andro androany Ka mandrapiavisan'ny andro hahafatesanay e, Mivavaha ho anay sarô Maria e!,