RY RENINAY MALALANAY INDRINDRA

Nampiditra: rayandoscj
Sokajy: Masina Maria,


Ry Reninay malalanay indrindra

Nomen’I Jesoa anay ho Reninay

Ianao no nofidin’Andriamanitra

Ho Reniny sy ho Reninay

 

Arovy izahay fa zanakao

Vonjeo izahay fa mbola osa

Ianao ry Reninay no mahalala anay

Fa diso sady very ny lalanay

 

O o o, ooo Maria ô,

O o o, ooo Neny ô,

Ianao ry Reninay no mahalala anay

Fa diso sady very ny lalanay

 

O o o, ooo Maria ô,

O o o, ooo Neny ô,

Ianao no nofidin’Andriamanitra

Ho Reniny sy ho Reninay


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0070 s.] - Hanohana anay