Raiso aho

Nampiditra: Jean_Luck_R
Sokajy: Antson'Andriamanitra, Sakramenta Masina, Tononkira,


Fiverenana

Inty aho raiso aho ry tompo

Hanolo-tena ho anao

Na tsy mendrika aza aho ry tompo

Inty aho raiso aho fa ho Anao

Osa sy malemy aho mora resy

Fa ianao ry tompo no hery

Raiso aho, raiso aho ry tompo ô

1. Ry Tompo ô, ry Tompo ô,

Iano ilay mpahary,

ianao ilay mpamonjy

Ianao ilay mpanavotra

Ka mahasambatra anay

    Raiso aho raiso aho ry tompo

    Ho anao Mandrakizay

    Na tsy mendrika za aho ry tompo

    Raiso aho, raiso aho fa ho anao

2. Ry Tompo ô, ry Tompo ô,

Ianao ilay fitiavana,

Miaro ny madinika V

onjin’ny mahantra

Mitondra fanavotana

3. Ry Tompo ô, ry Tompo ô,

Loharanon’ny hasambarana

Ipoiran’ny hafaliana

Mampitombo ny finoana

Sy fanantenanay


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0077 s.] - Hanohana anay