Isika Raolombelona mifankatiava

1. Isika Raolombelona mifankatiava re

Fa sao dia manenina, fa sao dia manenina (in-2)

 

     Ie e e e mahavelona, velona

     Mahasambatra, sambatra

     Mahavelona aina, hidirana ny lanitra

     Hidirana ny lanitra (in-2)

 

2. Mba tano tsara re ny firaisan-kina re

Sy ny fitiavana namana sy ny fitiavana namana (in-2)

Nampiditra Belle
Sokajy Samihafa
Fihirana Hasina p. 815
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097