Mamelà dia mamelà

Nampiditra: cmbolatiana
Sokajy: Fifonana,


1 - Mamelà dia mamelà ô ry Tompo ô

Mamelà ny otanay, ry Tompo ô, mamelà

 

Réf : Maniry Anao isan'andro ny foko

Ry Tompo ô aiza Ianao

Ny otako no andosirako Anao

Tompo ô faingana vonjeo ny fanahy

Mba mamelà dia mamelà, mamelà

 

2/Mamelà ny zanakao, ô ry Tompo ô

Fa mandà ny anatrao, Ry Tompo ô, meloka aho

 

3/Indrafo dia indrafo, ô ry Tompo ô

Fa nanota be tokoa, ry Tompo ô, indrafo

 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0642 s.] - Hanohana anay