Mifona aho re, mivalo aho

Fiv. Mifona aho re
mivalo aho
mamelà ny heloko,

Safo-kenatra aho
raha mijery Anao,
Mamela ny heloko, Tompo ô.

1. Teo Aminao aho, Tompo ô,
Namadika ny dina ka mifona re.

2. Esory Tompo, ‘ty otako
F’efa mitalaho an-tongotrao.

3. Ontsan’alahelo ny fanahiko,
Raha tsy esorinao ny otako.

Nampiditra ELIZEA
Sokajy Fifonana
Fihirana Dera p. 61
Fihirana Vaovao p. 150
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0606