Mahaveloño ny mofo amiako

Nampiditra: admin
Sokajy: Komonio,


  • Antsao ny Tompo p. "345

Bema.

Mahaveloño
Ny sakafo izay amiako anarô, ho fiainaña,
Hifampizaran’ny olo-jiaby, mba ho veloño ô !

Miasà anarô, tsy hitady raha ho haniñy niany
Mba ho voky e !
Fa ny haniñy amiako, ho fiainana mandrakizay.(in-2).

Ny Razanarô tañy an’efitra dia voky mana
Nefa maty.
Tsy mba miraña zeñy ny môfo amiako anarô. (in-2).

Tsy i Môizy no tompon’ny môfo, izay azo ivilômaña.
Fa ny Raiko.
Ny Eokaristia no sakafo, sahaza ny maro. (in-2).

Ny Eokaristia no sakafo, sahaza olo-jiaby e !
Hivilômaña !
Zay nambaran’ny
Fampitomboana ny môfo sy laoko (in-2).


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0072 s.] - Hanohana anay