Diso zahay

Nampiditra: admin
Sokajy: Fifonana,


  • Antsao ny Tompo p. "226

(Nirina Ranoelison)

Malilo !
Malilo zaho, malilo ô !
Tsy hanao koa, tsy hanao koa
Mañatsy aho, meñatsy anao
Tompo Ndrañahary
Ka mba mifona e !

Jesoa ñanaky ny Ray
Diso zahay ka mba mifona e !
Jesoa mpandomba ny tany
Diso ka mba vonjeo e !

Trobo !
Trobo zaho, trobo
Latsaky an-davaky
Lavaky ny ota
Mijaly zaho lavitsy anao
Tompo Ndrañahary
Ka mba vonjeo e !

Malilo !
Malilo zaho, malilo ô !
Tsy hanao koa, tsy hanao koa
Meñatsy aho, meñatsy anao
Tompo Ndrañahary
Ka mba mifona e !


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0419 s.] - Hanohana anay