E ! diso tatô zahay

(Joseph Justin)

E e e e ià ! diso tatô ‘zahay, ry Ray ô !
Maro tokoa ireo hadalaña vitanay,
Mifona, mivalo aminao izahay,
Tompo ô ô ô ô ! mamindrà fo aminay.

E e e e ià ! diso tatô ‘zahay, ry Kristy ô !
Tsy nitandreñy ny hafatrao sy ny didinao,
Mifona, mivalo aminao izahay,
Kristy ô ô ô ô ! mamindrà fo aminay.

E e e e ià ! diso tatô ‘zahay, ry Fanahy ô!
Tsy hañampôdy ireo hadalaña nataonay,
Mifona, mivalo aminao izahay,
Tompo ô ô ô ô ! mamindrà fo aminay.

Nampiditra admin
Sokajy Fifonana
Antsao ny Tompo p. 223
Karine Dera p. 446
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0496