Meloko

Nampiditra: admin
Sokajy: Fifonana,


  • Antsao ny Tompo p. "222

(Mathieu)

Fôntry loàtra ny hadisoàña
Ka ifonaña, ivalozaña
Manan-dRay anie 'zahay
Ray be fitiavaña, antra fo.

Mañeky diso izahay
Sambôro tañana à Zañahary e !
Fô meloko ô, mandondo-tratra an an !
Mifona izahay (in-3) fô meloko ô!

Kristy ô, Talañôlonay,
Manan-jôky tokoàtra arô manaña Anao,
Nefa im-piry raha volañinao
Lasa niraiñanay, zandrinao.

Ry Fañahy Masiña ô !
Mpañariñy ny lavo anao
Nefa raha nanonay jiaby e !
Tsy nisy nifanjô tamin'ny tianaô.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0879 s.] - Hanohana anay