(Velombe)
Tompo o! mamindra fo aminay e ia.
Ianao lay nirahina hanasitrana ny fo mivalo ô ! Ie, e e e e !
Ianao lay tonga mba hiantso ny mpanota ô ! Ie, e e e e!
Ianao lay mipetraka eo an-kavanan'ny Ray Mba ho mpanalalana anay.