Avelao ny fahotanay e

Nampiditra: admin
Sokajy: Fifonana,


  • Antsao ny Tompo p. "214

(Bema)

Avelao ny fahotanay e ! --
Karaha ny nandiferanay
Tamin’izay meloka taminay, Tompo ô -- (in-2).

Raha misy meloko taminao,
Anao mariny manatôna ny diso hihavana e !
Havela am-pitiavana, halemem-panahy.

Izay mbola miôzatra tsy azo ariana,
Ny vavolombeloño mahatoky manampy Anao !
Ny Fiangonana Reny sy Mpanabe.
No handamina, hitantana anareo hifankatia.

Piera nanontany ny Tompo,
Ny fetra tratrarin’izay mpamela heloka ô !
Ny fifamelana tsy misy fetra
Impitopolo fito hamitram-pihavanana.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0075 s.] - Hanohana anay