Inty aho Tompo

(Didier Beasara)

O ! o ! o ! o ! o ! ; ah, ah, ah, ah !
Inty aho Tompo iraho aho
Fa vonona hitory ireo hafatrao ou -- (in-4)
Tsy mendrika aho ry Tompo fa osa sy malemy --
Kanefa mino sy matoky ka vonona handroso.

Mino aho Ray ô, fa homba ahy Ianao
Hanoro ahy Ianao, amin’izay rehetra ataoko
Matoky am-pinoaña aho fa hitantana ahy Ianao
Na inona hitranga amin’izay rehetra alehako (in-2).

Mangataka fanilovana Aminao ‘zahay Ray ô
Hitodihana sy hitondra ny hafatrao
Hahafahanay ho any Aminao
Rehefa ho avy am-boninahitra Ianao (in-4).

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 119
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0411