Eny hoy aho, eny e Jesoa
Eny hoy aho aho, eny e, Jesoa:
Kristy izay mangataka ho antsika! (Heb. 7, 25)
1. Dia ilay Zanaka malalan'Izy Ray e!
Nahavita izay sitrany rehetra (Jo. 7, 4; 19, 30)
2. Ka niantso ny mpanota ho sakaiza (Jo. 15, 35)
Nietry tena mba hitovy amintsika (Fil. 2, 7-8)
3. Dia niaina sy ny nijaly toa antsika
Mba ho vonjin'ny taranak'olombelona (Heb. 4, 15-16)
4. Eny, masina tsy manan-tsiny koa (Heb. 7, 26)
Sy mitoetra eo an-kavanan'ny Nahary (Heb. 1, 13)