Be ankitiny zaka vitanao (SHERZ-BBZ)
1. Be ankitiny zaka vitanao ! Zañahary Babanay e
Ke navy hanambara ny haravoaña
Ndraiky hafaliaña ‘zahay zanakao
Misaotra Anao, à Baba à ! Misaotra Anao ‘zahay ééé ! (in-2)
Fa anao ny hery e !
Zañahary Tompon’ny fahefana
Fa Anao no Tompon’ny fahefana
Na eto an-tany na any an-dañitry e
A Baba e, a Baba à !
2. Nomenao anay i Jesoa Zanakao, ho modely ho anay e !
Izikoa tsy Izy dônko nampianatra anay, à Baba à !
Tsy hay ny tany misy anay.
Misaotra Anao, à Baba à !
Misaotra Anao ‘zahay ééé ! (in-2)
Fa Anao mahery
Zañahary mpamonjy ny olombelogno ô !
Fa Anao ny laza !
Zañahary ambonin’ny zaka jiaby e !
A Baba e, a Baba à !
3. Nomenao ny Fanahinao, hanazava saiñinay e !
Lehibe ny fitiavanao anay, à Baba à !
Isaoranay Anao.
Misaotra Anao, à Baba à ! Misaotra Anao ‘zahay ééé ! (in-2)
Fa Anao Zañahary be fitiavana
Fa Anao Zañahary tsy manavakavaka
Fa Anao Zañahary be fandiferaña
Anao Zañahary tia olo jiaby e !
A Baba e, a Baba à !
4. Nomenao anay ilay Reny : maminay, malalanay é !
Masina ilay Renin’Andriamanitra, Renin’ny Fiangonana
Tia anay ankitiny é !
Misaotra Anao, à Baba à ! Misaotra Anao ‘zahay ééé ! (in-2)
Fa Anao Zañahary Mpamindra fo é
Tompon’ny hery sy fahefana
Anao mahay ny raha jiaby é
Mahay ! ‘Zaho midera Anao ô