Misaotra Zañahary

Nampiditra: admin
Sokajy: Fisaorana,


  • Antsao ny Tompo p. "104

(Mathieu)

Zañahary tsy mba leon’ny mizara e ia
Misaora Zañahary e
Miandrà maso, atrakao ny loha e ia
Misaora Zañahary e e e (in-4).

Ataovy sotroranon’akohokely e e e ia
Ny kely azo no andrandraiña e e e ia.

Derao ny Tompo amin’ny andro jiaby e e ia
Amin’ny fahoriaña sy fijaliaña e e e ia.

Omeo ny Tompo zay tsara jiaby e e e ia
Mifankatiava miraisa hina e e e ia.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0058 s.] - Hanohana anay