Tompo ô mamindra fo fa nanota izahay

Nampiditra: admin
Sokajy: Fifonana,


  • Karine Dera p. "550

Tompo ô Tompo ô mamindrà fo aminay (2)
Mamindrà fo aminay fa nanota izahay
Tsy nitombo fa nihena ny fitiavanay
Anao Aza arianao 'zahay e mamindrà fo aminay e e

Tompo ô Tompo ô mamindrà fo aminay (2)

Kristy ô Kristy ô mamindrà fo aminay e (2)

Mamindrà fo aminay fa nanota izahay
Tsy nanohy ny famonjena izay natombokao
Diso taminao 'zahay e, mamindrà fo aminay e e Kristy ô ...

Tompo ô Tompo ô mamindrà fo aminay e (2)

Mamindrà fo aminay ianao ry Tompo ô
Tsy natoky anao 'zahay e fa nivadibadika
Aza arianao 'zahay e, mamindrà fo aminay e e
Tompo ô ...


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0061 s.] - Hanohana anay