Nantsoinao aho

Nantsoinao aho
Nantsoinao aho Tompo ô
Nantsoinao aho.

1- Koa inty aho Tompo ô
Iraho aho
Fa vonona hanatanteraka izay sitrakao.

2- Raiso aho Tompo ô
Na dia tsy mendrika aza
Fa vonona hanaraka Anao aho,
Hatraiza hatraiza.(bis )

Nampiditra hery
Antsao ny Tompo p. 157
Karine Dera p. 528
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.079