Ana Zagnahary/Zañahary Iadanay

Nampiditra: hery
Sokajy: Andriamanitra Ray,


  • Antsao ny Tompo p. "111
  • Karine Dera p. "500

Ana Zanahary iadanay e e ia a,
Tatahôviñy antampon-dôha e e e ia,
Anao nañano raha jiaby e e e ia, iaééé,
aboakanay aketo niany e, la é é é,
ny haravoaña tsy homby tratra,
Zahay ravoravo ô, misaotra Zanahary e!

1. Ia é é é ià, misaotra Zañahary e,
   Teña tianà tato zahay e ia,
   Ka namiana famonjena a an,
   Tamin'ny alalan'i Kristy e ia,
   Ravoravo tato 'zahay e ia,
   Misaotra Zañahary e ia,  
   Misaotra Iadanay e ia. la e e e ia.

2.  Ià e e e ia, misaotra Zañahary e,
   Hitanay fa miasa Ana ô ia,
   Mañavao ny raha jiaby e ia,
   Mañamia aiñy 'zahay jiaby e ia,
   Ravoravo tato 'zahay jiaby e ia,
   Misaotra Zañahary e ia,
   Misaotra Iadanay e ia. la e e e ia.

3. Ia e e e ia, misaotra Zañahary e,
   Ana tia zahay taiôha e ia,
   Tsisy tafita izy koa tsy Anà ô ia,
   Noho ny soa maro nomenao ô ia,
   Ravoravo tato 'zahay e ia,
   Misaotra Zañahary e ia,
   Misaotra Iadanay e ia. la e e e ia.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0607 s.] - Hanohana anay