E Tompo o, mamindrĂ  fo aminay

E e e e, Tompo ô ô, mamindrà fo aminay
E e e e, Kristy ô ô,mamindrà fo aminay
E e e e, Tompo ô mamindrà fo aminay

1- Masina Ianao Andriamanitra
    Manamasina anay arin-tananao
    Izahay anefa mibahana ny hatsaranao
    Tsy hamiratra eo afovoan'ny Fiangonana
    Tompo ô mamindrà fo aminay

2- Jesoa Kristy Tompo ô
    Olom-boavonjy izahay
    Noho ny Ra nalatsakao
    Mivalo izahay tsy manohy mandrakariva
    Ny asam-pamonjena Kristy ô mamindrà fo aminay

3- Jesoa zokinay ô
    Hany mpanalalana anay amin'ny Ray
    Diso izahay isaky ny samy maka ho azy
    Sy mamonjy ny tenanay tsy mihevitra ny hafa
    Tompo ô mamindrà fo aminay

Nampiditra hery
Sokajy Fifonana
Karine Dera p. 485
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093