Hanaraka anao amin-kitsim-po anie aho e

Nampiditra: hery
Sokajy: Antson'Andriamanitra,


  • Antsao ny Tompo p. "88
  • Karine Dera p. "457

Hanaraka anao amin-kitsim-po anie aho e
Tompo ô ô ia
Tohano tsy ho rendrika ny adalana anie aho e
Tompo ô ô ia
Arovy ny zandrinao e, sady tohano
Satria olombelona ka mety ho solafaka
Tompo ô! Tompo ô
Hanaraka anao e ny fikasako
Ka hampiely ny teninao amin'izao tontolo

1-    Hagnasitrana ireo marary e ia

2-    Hampionona    ny tra-pahoriana e ia

3-    Hitory    teny soa amin'ny malahelo o ia

4-    Hanafaka    ireo migadra e ia

5-    Hampahiratra    ny jamba e ia

6-    Hanandratra    ireo madinika e ia

7-    Handamina    ireo izay miady antrano ô ia

8-    Hampibebaka    ireo zay mpanavakavaka e ia


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0073 s.] - Hanohana anay