Avia, ry nohasoaviko !

Nampiditra: Rakparfait
Sokajy: Samihafa,


  • Fihirana Hasina p. "812

Avia, ry nohasoaviko !

Chœur
Avia, ry nohasoaviko ! avia fa hofofoiko
Amin’ny fitiavako sy fahamarinako.
Avia mba ho ahy ianao mandrakizay.
Hahalala ny foko tena faly mandray
Ka ho sambatra ianao ao an-tranon’ny Ray !

Sôlô                                                     Choeur
Ianao, ‘lay voafidiko,                Avia-Avia
Avia ho tantanako                     Avia-Avia
Tsy hiala aminao                         Avia-Avia
Chœur : Ny Fanahy Fitiavako.

Sôlô                                               Choeur
Ianao, ‘lay voafidiko,        Avia-Avia
Avia ho hamariniko           Avia-Avia
Homeko ny haja                  Avia-Avia
Chœur : Fa hanahaka ny endriko.

Sôlô                                              Choeur
Ianao, ‘lay voafidiko,         Avia-Avia
Avia mba hirahiko              Avia-Avia
Hitondra hazavana            Avia-Avia
Chœur : Sy hitondra amin’ny marina.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0062 s.] - Hanohana anay