Matoa gn’olo mifiopioke

Refrain:
Matoa gn’olo mifiopioke ie te hiantsa zay e !
Fa gny soa nataonao anay, lako zay e !
Tsy voho nandroany fa liany nainay e !
Misaotse, misaotse Anao Baba,
Misaotse Anao gn’havorohotanao

1 - Gn’ainay maminay io, soa baka Aminao,
Ka ataonay ahoa gny tsy hisaotse Anao ?
(Misaotse Anao,misaotse Anao bevata gny vitanao) 2x

2 - Mbo nirahinao bakao, gn’Anaky Tokanao,
Ka ataonay ahoa gny tsy hisaotse Anao ?
(Misaotse Anao, misaotse Anao, lisatsy lehe zao) 2x

3 - La mbo igny nazotsonao gny Fanahinao,
Ka ataonay ahoa roahe gny tsy hisaotse Anao ?
(Misaotse Anao, misaotse Anao, lako gn’hateanao) 2x.

Nampiditra hery
Sokajy Fisaorana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0128