Masina Maria Reninay ô, mivavaha ho anay e e
Renin'ny Fiangonanay e e
Niteraka an'i Jesoa Kristy e e e . (Ry Maria ô)
1- Herezo amin'ny ezaka ataonay izahay e,
Ho tontosa soa aman-tsara izay kasainy e,
Ry Maria ô ô, mivavaha ho anay e !
2- Ny mpanabe sy ny ray aman-dreninay e,
Nikolokolo, nikarakara hatrizay e,
Ry Maria ô ô, mivavaha ho anay e !
3- Mbola vitsy ny mpijinja eto aminay
Nefa maro be ny vokatra,
Ry Maria ô ô, mivavaha ho anay.