Misaotsy Aba

Nampiditra: admin
Sokajy: Fisaorana,


Tsy hainay tsy hisaotsy Aba, Laha mahita gny raha ataonao
Eto ahay la mifaly Aba mahita gny asanao
E! e! e! e! Zagnahary e! E! e! e! e! Ragnandria a! (in-2)

Anao namboatsy gny tany sy gny lagnitsy, la misaotsy Aba
Gny raha managnainy bôky aminao, la misaotse e!


Namboarinao gny volana sy gny masoandro, la misaotsy Aba
La mazava gny voary nataonao, la misaotsy e! e


Anao nahary anay olombelo, la misaotsy Aba
Nomenao fagnahy hiantsa anao, la misaotsy e!e


E! e! la misaotsy Aba, la misaotsy e! e (in-2)


Faly Aba ahay notahinao, la misaotsy Aba
Tianao mihoatsy gny raha aby, la misaotsy e! e


Gn’ataonay rava laha tsy eo anao, la misaotsy Aba
Anao raiky avao ro tamainay, la misaotsy e


Misaotsy Aba gny safa bôky aminay, la misaotsy Aba
Misaotsy antsika aby nifagnasy, la misaotsy e! e


E! !e misoatsy Aba, la misaotsy e! e (in-2)


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0364 s.] - Hanohana anay