Ianao ilay nirahina

Nampiditra: admin
Sokajy: Fifonana,


  • Fihirana Hasina p. "4

Ianao ilay nirahina hanasitrana ny fo mivalo
Tompo o, mamindrà fo aminay

Ianao ilay tonga hiantso ny mpanota
Kristy o, mamindrà fo aminay

Ianao ilay mipetraka eo ankavanan'ny Ray
Mba ho mpanalalana anay,
Tompo o, mamindrà fo aminay.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0506 s.] - Hanohana anay