Fo feno haravôana

1.- Fo feno haravôana
     No indro entinay etôana
     Fa tsara ianao ô ô ô ô ô
     Ny tsy hisaotra anao ô
     Ireo voaary manontolo
     Voakolokolonao daholo
     Fa lehibe ny fitiavanao ô ô ô ô ô
     Ny tsy hisaotra anao ô

Misaotra e, misaotra e, misaotra
Misaotra indrindra ry Ray
Misaotra e, misaotra e, misaotra
Misaotra anao izahay
Misaotra e, misaotra e, misaotra
Misaotra anao koa ry Jesoa
Misaotra e, misaotra e, misaotra
Misaotra anao Fanahy koa a a

2.- Ts’hainay ny hangina
     Tsy haneho fifaliana
     Fa mahery ianao ô ô ô ô ô
     Ny tsy hisaotra anao ô
     Tanteraka ny andro anio
     Noho io fitiavana io
     Fa lehibe ny fahasoavanao ô ô ô ô ô
     Ny tsy hisaotra anao ô

Nampiditra admin
Sokajy Fisaorana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.143