Mitsaoka Anao 'zahay

1. Mitsaoka Anao 'zahay ambonin'ny ôtely,
Mino anao 'zahay, Andriamanitray.
 Ny finoanay kely tokoa,
 Mba raiso izy, ampionao.

2. Tia Anao 'zahay, ry Tompon'ny ainay,
Indro ny fonay atofotray Anao.
Tsy ho zarainay ny fonay, Jesoa,
 lanao irery no Tomponay.

Nampiditra admin
Fihirana Dera p. 40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0806