Mpanjakavavin'ny Iraka

1. Mpanjakavavin'ny Iraka
Reny madio indrindra
Fantatray tsara ny voninahitrao
Tsy manampaharoa
Midera anao izahay

2. Mpanjakavavin'ny Iraka
Reny madio indrindra
Toy ny renirano misononoka tsara
Ny soa be afafinao
misaotra anao izahay

3. Mpanjakavavin'ny Iraka
Reny madio indrindra
Maro be tokoa ny fakam-panahy
Mandrebireby anay tanora
Fa ianao tokoa no fanahinay
nefa tsy hirona
Renin'ny Mpamonjy
sy ny vatanay
Fa hijoro tsara
Sy renin'ny Eglizy
samy tohananao
Izay arovanao
matoky anao izahay

 

Nampiditra admin
Sokajy Masina Maria
Vavaka sy Hira p. 645
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095