Ambonin'ny zaka jiaby ny fitiavana

Ambonin'ny zaka jiaby ny fitiavana;
Ny fitiavana no mitondra
Ny hatsaram-panahy jiaby. Aleloia!
E e e eia, mandrosoa hasina;
Mandrosoa hasina e, hitondra ny hatsarana.
Aleloia, Hozana, Amen!

1 Didy soan-Jagnahary ny fitiavana;
 Zagnahary no mitsinjo, tia antsika voalohany.
E e e e ia, mandrosoa hasiña, mandrosoa hasiña e,
Mitondra ny hatsarana, Aleloia !


2 Hasina, vonjy amin-Jagnahary ny fitiavana;
 Izay tia mahafoy ny ainy ho an'ny namana.
Ambonin'ny zaka jiaby ny fitiavana;
Ny fitiavana no mitondra
Ny hatsaram-panahy jiaby. Aleloia!


3 Joro tsara amin-Jagnahary ny fitiavana;
 Manoro antsika ny lalana marina ny fitiavana.
E e e e ia, mandrosoa hasiña, mandrosoa hasiña e,
Mitondra ny hatsarana, Aleloia !


4 Maniraka antsika hifanampy ny fitiavana;
 Mitondra antsika hifandefitra ny fitiavana.
Ambonin'ny zaka jiaby ny fitiavana;
Ny fitiavana no mitondra
Ny hatsaram-panahy jiaby. Aleloia!


5 Hafaliana sy haravoana ny fitiavana;
 Manala antsika amin'ny habadoana ny fitiavana.
E e e e, mandrosoa hasiña, mandrosoa hasiña e,
Mitondra ny hatsarana, Aleloia !


6 Hasambarana, fiadanana ny fitiavana;
 Mampah'tonga antsika amy voninahitra ny fitiavana.
Ambonin'ny zaka jiaby ny fitiavana;
Ny fitiavana no mitondra
Ny hatsaram-panahy jiaby. Aleloia!

Nampiditra Belle
Antsao ny Tompo p. 74
Fihirana Hasina p. 755
Karine Dera p. 403
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095